|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manao jery kely |
| Singan-teny | 2 manao, 3 jery, 4 kely |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 mody tsy mijery nefa mahita tsara ihany
7 mangala-pijery [1.1] |
| Tovy hevitra | 8 manao jery vilana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|